1 Chronicles 19:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Joaba: Raha tsy tohako ny Arameana dia vonjeo aho; fa raha tsy tohanao kosa ny taranak’i Amona dia hovonjeko ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy izy: «Raha mahery noho izaho ny Sirianina, dia handeha hamonjy ahy ianao, fa raha mahery noho ianao ny taranak’i Amôna, dia hovonjeko ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jôaba tamin’ity rahalahiny: –Raha mahery noho izaho ny Sirianina, dia aoka ianao hamonjy ahy; fa raha mahery noho ianao kosa ny Hamônita, dia hamonjy anao aho.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Joaba: Raha tsy tohako ny Syriana, dia vonjeo aho; fa raha tsy tohanao kosa ny taranak'i Amona, dia hovonjeko ianao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Joaba: Raha tsy tohako ny Arameana dia vonjeo aho; fa raha tsy tohanao kosa ny taranak’i Amona dia hovonjeko ianao.
malagasy
Ary hoy Joaba: Raha tsy tohako ny Syriana, dia vonjeo aho; fa raha tsy tohanao kosa ny taranak'i Amona, dia hovonjeko ianao;