1 Chronicles 19:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahereza, ary aoka hitomban-dahy isika ho an’ny firenentsika sy ireo tanànan’Andriamanitsika, dia aoka NY TOMPO hanao izay sitrapony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahereza, aoka hiady amin-kerim-po isika, ho an’ny firenentsika sy ho an’ireo tanànan’ny Andriamanitsika, ary aoka i Iaveh hanao izay heveriny ho tsara eo imasony.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahereza ianao ary aoka isika hahery miady ho an’ny firenentsika sy ireo tanànan’Andriamanitsika. Ary aoka ny TOMPO no hanao izay heveriny ho tsara!
Malagasy Bible 1865
mahereza, ary aoka hitombandahy isika ho an'ny firenentsika sy ireo tanànan'Andriamanitsika; ary aoka Jehovah hanao izay sitrapony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahereza, ary aoka hitomban-dahy isika ho an’ny firenentsika sy ireo tanànan’Andriamanitsika, dia aoka NY TOMPO hanao izay sitrapony.
malagasy
mahereza, ary aoka hitombandahy isika ho an'ny firenentsika sy ireo tanànan'Andriamanitsika; ary aoka Jehovah hanao izay sitrapony.