1 Chronicles 19:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony hitan’ny taranak’i Amona fa nandositra ny Arameana dia mba nandositra niala teo anoloan’i Abisay, rahalahin’i Joaba, koa izy ka niditra tao an-tanàna. Dia niverina tany Jerosalema i Joaba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nahita ny Sirianina nandositra ny taranak’i Amôna, dia mba nandositra teo anoloan’i Abisaia rahalahin’i Jôaba koa izy, ka niditra tany an-tanàna indray. Dia niverina tany Jerosalema i Jôaba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony hitan’ny Hamônita fa nandositra ny Sirianina, dia mba nandositra teo anatrehan’i Abisay, rahalahin’i Jôaba, koa ry zareo ka nitsofoka tao an-tanàna. Dia niverina ho any Jerosalema ry i Jôaba.
Malagasy Bible 1865
Ary nony hitan'ny taranak'i Amona fa nandositra ny Syriana, dia mba nandositra niala teo anoloan'i Abisay, rahalahin'i Joaba, koa izy ka niditra tao an-tanàna. Ary dia tonga tany Jerosalema Joaba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony hitan’ny taranak’i Amona fa nandositra ny Arameana dia mba nandositra niala teo anoloan’i Abisay, rahalahin’i Joaba, koa izy ka niditra tao an-tanàna. Dia niverina tany Jerosalema i Joaba.
malagasy
Ary nony hitan'ny taranak'i Amona fa nandositra ny Syriana, dia mba nandositra niala teo anoloan'i Abisay, rahalahin'i Joaba, koa izy ka niditra tao an-tanàna. Ary dia tonga tany Jerosalema Joaba.