1 Chronicles 19:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa vaky nandositra teo anoloan’ny Israely ny Arameana ka nahafaty fito arivo teo amin’ny kalesy fitondrany miady sy miaramila mandeha an-tongotra efatra alina tamin’ny Arameana i Davida; ary matiny koa i Sobaka, lehiben’ny miaramila.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka matin’i Davida ny soavaly tamin’ny kalesy 7.000 ary ny miaramila an-tongotra 40.000, tamin’ny Sirianina; matiny mbamin’i Sôfàka, komandin’ny tafika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
kanjo vaky nandositra teo anoloan’ny Israelita ireo ka nahafatesan-dry i Davida 7 000 olona tao an-kalesy 7 000 sy miaramila an-tongotra 40 000; sady matiny koa i Sôfàka filohan-tafika.
Malagasy Bible 1865
Fa vaky nandositra teo anoloan'ny Isiraely ny Syriana, ka nahafaty ny teo amin'ny kalesy fito arivo sy miaramila an-tongotra efatra alina tamin'ny Syriana Davida; ary matiny koa Sobaka, komandin'ny miaramila.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa vaky nandositra teo anoloan’ny Israely ny Arameana ka nahafaty fito arivo teo amin’ny kalesy fitondrany miady sy miaramila mandeha an-tongotra efatra alina tamin’ny Arameana i Davida; ary matiny koa i Sobaka, lehiben’ny miaramila.
malagasy
Fa vaky nandositra teo anoloan'ny Isiraely ny Syriana, ka nahafaty ny teo amin'ny kalesy fito arivo sy miaramila an-tongotra efatra alina tamin'ny Syriana Davida; ary matiny koa Sobaka, komandin'ny miaramila.Ary nony hitan'ireo nanoa an'i Hadarezera fa resy teo anoloan'ny Isiraely izy, dia nanao fihavanana tamin'i Davida izy ka nanompo azy; ary tsy nety nanampy ny taranak'i Amona intsony ny Syriana.