1 Chronicles 19:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Davida: Hanisy soa an’i Hanona, zanak’i Nahasy, aho, fa soa no nataon’ny rainy tamiko. Ary nandefa iraka hitsapa alahelo azy noho ny amin’ny rainy i Davida. Dia tonga tany amin’i Hanona tany amin’ny tanin’ny Amonita ny mpanompon’i Davida hitsapa alahelo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Davida: «Hampiseho fankasitrahana amin’i Hanòna, zanak’i Naasa aho, fa nampiseho fankasitrahana tamiko irainy.» Dia nandefa iraka hanony azy noho ny amin-drainy izy. Nony tonga tany amin’i Hanòna tany amin’ny tanin’ny taranak’i Amôna, ireto mpanompon’i Davida hanony alahelo azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Davida anakampony: «Hanao soa amin’i Hanòna zanakalahin’i Nahasy aho satria nanao soa tamiko ny rainy». Dia nandefa iraka i Davida mba hitsapa alahelo an’i Hanòna noho ny nahafatesan-drainy. Ary rehefa tonga tany amin’i Hanòna, tany amin’ny tanin’ny Hamônita, ny irak’i Davida mba hitsapa alahelo azy,
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Davida: Hanisy soa an'i Hanona, zanak'i Nahasy, aho, fa soa no nataon'ny rainy tamiko. Ary Davida naniraka olona hitsapa alahelo azy noho ny amin-drainy. Ary tonga tany amin'i Hanona tany amin'ny tanin'ny Amonita ny mpanompon'i Davida hitsapa alahelo azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Davida: Hanisy soa an’i Hanona, zanak’i Nahasy, aho, fa soa no nataon’ny rainy tamiko. Ary nandefa iraka hitsapa alahelo azy noho ny amin’ny rainy i Davida. Dia tonga tany amin’i Hanona tany amin’ny tanin’ny Amonita ny mpanompon’i Davida hitsapa alahelo azy.
malagasy