1 Chronicles 19:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy anefa ireo mpanapaka ny taranak’i Amona tamin’i Hanona: Moa heverinao ho fanajana ny rainao no anirahan’i Davida hitsapa alahelo anao? Moa tsy hizaha sy handrava ary hisafo ny tany va no nalehan’ireo mpanompony ireo atỳ aminao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hoy ny mpifehy ny taranak’i Amôna tamin’i Hanòna: «Mba ataonao ho fanajana an-drainao va no nanirahan’i Davida hanony alahelo anao? Tsy ny hizaha sy handrava ary hisafo ny tany va no nahatongavan’ireo mpanompony ireo atỳ aminao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hoy kosa ireo andrianan’ny Hamônita tamin’i Hanòna: –Ataonao ve fa ho fanomezan’i Davida voninahitra an-drainao ihany ve no nanirahany olona hitsapa alahelo anao? Moa ve tsy ny hizaha sy hisafo ary hitsikilo ny tany no nahatongavan’ireo minisitra ireo atỳ aminao?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ireo mpanapaka ny taranak'i Amona tamin'i Hanona: Moa ataonao ho fanajana ny rainao no anirahan'i Davida hitsapa alahelo anao? Fa tsy hizaha sy handrava ary hisafo ny tany va no nalehan'ireo mpanompony ireo atỳ aminao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy anefa ireo mpanapaka ny taranak’i Amona tamin’i Hanona: Moa heverinao ho fanajana ny rainao no anirahan’i Davida hitsapa alahelo anao? Moa tsy hizaha sy handrava ary hisafo ny tany va no nalehan’ireo mpanompony ireo atỳ aminao?
malagasy