1 Chronicles 19:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nosamborin’i Hanona ny mpanompon’i Davida ka noharatany sady notapahiny hatreo amin’ny foto-peny ny akanjony dia nalefany hody avy eo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay i Hanòna dia nisambotra ireo mpanompon’i Davida, ka ny somony noharatany, ny akanjony nofolònana hatreo am-balahana, vao nalefany nody izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nampisamborin’i Hanòna ireo minisitr’i Davida, ka noharatana ny volom-bavany sady noborina hatrany am-poto-peny ny akanjony ary noroahina hody.
Malagasy Bible 1865
Dia nosamborin'i Hanona ny mpanompon'i Davida ka noharatany, sady nofolonany hatreo amin'ny foto-peny ny akanjony, ka dia nalefany hody izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nosamborin’i Hanona ny mpanompon’i Davida ka noharatany sady notapahiny hatreo amin’ny foto-peny ny akanjony dia nalefany hody avy eo.
malagasy
Dia nosamborin'i Hanona ny mpanompon'i Davida ka noharatany, sady nofolonany hatreo amin'ny foto-peny ny akanjony, ka dia nalefany hody izy.