1 Chronicles 19:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony hitan’ny taranak’i Amona fa efa nanao izay nampangidy hoditra azy tamin’i Davida izy dia nandefa iraka hanatitra talenta volafotsy arivo hanakaramany kalesy fitondra miady sy mpitaingin-tsoavaly avy any Mezopotamia sy Arama-Maka ary Zoba i Hanona sy ny taranak’i Amona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatry ny taranak’i Amôna, fa efa nanao izay nampangidy hoditra azy tamin’i Davida izy, dia nandefa talenta volafotsy arivo i Hanòna sy ny taranak’i Amôna hanakaramany kalesy ama-mpitaingin-tsoavaly tany amin’ny Sirianina, any Mesôpôtamia, sy tany amin’ny Sirianina any Maakà sy any Sobà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nahatsapa ny tenany ho tonga halan’i Davida i Hanòna sy ny Hamônita, dia nampanatitra volafotsy tokony ho telopolo taonina ho an’ny Sirianina tany Mezôpôtamia ambony sy tany Mahekà ary tany Tsôbà mba hanakarama kalesy sy mpitaingin-tsoavaly.
Malagasy Bible 1865
Ary nony hitan'ny taranak'i Amona fa efa nanao izay nampangidy hoditra azy tamin'i Davida izy, dia naniraka nampanatitra talenta volafotsy arivo hakaramany kalesy sy mpitaingin-tsoavaly any Mesopotamia sy Syriamaka ary Zoba Hanona sy ny taranak'i Amona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony hitan’ny taranak’i Amona fa efa nanao izay nampangidy hoditra azy tamin’i Davida izy dia nandefa iraka hanatitra talenta* volafotsy arivo hanakaramany kalesy fitondra miady sy mpitaingin-tsoavaly avy any Mezopotamia sy Arama-Maka ary Zoba i Hanona sy ny taranak’i Amona.
malagasy
Ary nony hitan'ny taranak'i Amona fa efa nanao izay nampangidy hoditra azy tamin'i Davida izy, dia naniraka nampanatitra talenta volafotsy arivo hakaramany kalesy sy mpitaingin-tsoavaly any Mesopotamia sy Syriamaka ary Zoba Hanona sy ny taranak'i Amona.