1 Chronicles 19:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ren’i Davida izany dia naniraka an’i Joaba sy ny miaramila rehetra izy, dia ny lehilahy mahery.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ren’i Davida izany, nalefany hamely an’ireo i Jôaba mbamin’ny tafika rehetra, lehilahy mahery.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony ren’i Davida izany, dia nirahiny ho any an-toerana i Jôaba sy ny miaramila maherifo rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary nony ren'i Davida izany, dia naniraka an'i Joaba sy ny miaramila rehetra izy, dia ny lehilahy mahery.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ren’i Davida izany dia naniraka an’i Joaba sy ny miaramila rehetra izy, dia ny lehilahy mahery.
malagasy
Ary nony ren'i Davida izany, dia naniraka an'i Joaba sy ny miaramila rehetra izy, dia ny lehilahy mahery.