1 Chronicles 19:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandeha nilahatra hiady teo anoloan’ny vavahadin’ny tanàna ny taranak’i Amona, fa ireo mpanjaka tonga ireo kosa dia nitokana teny an-tsaha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nivoaka ny taranak’i Amôna, ka nilahatra hiady teo am-bavahadin’ny tanàna; iretsy mpanjaka tonga kosa nitokana teny an-tsaha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niainga kosa ny Hamônita ka nilahatra hiady teo akaikin’ny vavahadin-drenivohiny; fa ireo mpanjaka izay tonga hanampy kosa naka toerana teny an-tsaha.
Malagasy Bible 1865
Ary ny taranak'i Amona nivoaka ka nilahatra hiady teo anoloan'ny vavahadin'ny tanàna; fa ireo mpanjaka tonga ireo kosa dia nitokana teny an-tsaha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandeha nilahatra hiady teo anoloan’ny vavahadin’ny tanàna ny taranak’i Amona, fa ireo mpanjaka tonga ireo kosa dia nitokana teny an-tsaha.
malagasy
Ary ny taranak'i Amona nivoaka ka nilahatra hiady teo anoloan'ny vavahadin'ny tanàna; fa ireo mpanjaka tonga ireo kosa dia nitokana teny an-tsaha.