1 Chronicles 2:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireto no zanakalahin’Israely: I Robena, i Simeona, i Levy, i Joda, Isakara, i Zebolona,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireto no zanak’i Israely: i Robena, i Simeôna, i Levì, i Jodà, i Isakara, i Zabolôna,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto no zanakalahin’i Israely: i Reobena sy i Simehôna, i Levỳ sy i Joda, i Jisakara sy i Zebolòna,
Malagasy Bible 1865
Izao no zanakalahin'Isiraely: Robena sy Simeona sy Levy sy Joda sy Isakara sy Zebolona
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireto no zanakalahin’Israely: I Robena, i Simeona, i Levy, i Joda, Isakara, i Zebolona,
malagasy
[Ny amin'ny zanakalahin'Isiraely, sy ny taranak'i Joda, ary ny fonenany] Izao no zanakalahin'Isiraely: Robena sy Simeona sy Levy sy Joda sy Isakara sy Zebolona