1 Chronicles 2:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary i Nasona no niteraka an’i Salma; i Salma no niteraka an’i Boaza;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Nahasôna niteraka an’i Salmà, i Salmà niteraka an’i Booza,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Nahasôna no ray niteraka an’i Salmà; i Salmà no ray niteraka an’i Bôhaza.
Malagasy Bible 1865
ary Nasona niteraka an'i Salma; ary Salma niteraka an'i Boaza;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary i Nasona no niteraka an’i Salma; i Salma no niteraka an’i Boaza;
malagasy
ary Nasona niteraka an'i Salma; ary Salma niteraka an'i Boaza;