1 Chronicles 2:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Boaza no niteraka an’i Obeda; i Obeda no niteraka an’i Jese;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Booza niteraka an’i Obeda, i Obeda niteraka an’i Isaia,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Bôhaza no ray niteraka an’i Hôbeda; i Hobeda no ray niteraka an’i Jesè;
Malagasy Bible 1865
ary Boaza niteraka an'i Obeda; ary Obeda niteraka an'i Jese;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Boaza no niteraka an’i Obeda; i Obeda no niteraka an’i Jese;
malagasy
ary Boaza niteraka an'i Obeda; ary Obeda niteraka an'i Jese;