1 Chronicles 2:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Jese no niteraka an’i Eliaba, lahimatoa; i Abinadaba, lahiaivo; i Simea, fahatelo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Isaia niteraka an’i Eliaba lahy matoany, i Abinadaba lahy aivo, i Simaà fahatelo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary i Jesè no ray niteraka azy fito mirahalahy ireto: dia i Eliaba sy i Abinadaba, i Simehà
Malagasy Bible 1865
ary Jese niteraka an'i Eliaba, lahimatoa, sy Abinadaba, lahiaivo, sy Simea, fahatelo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Jese no niteraka an’i Eliaba, lahimatoa; i Abinadaba, lahiaivo; i Simea, fahatelo,
malagasy
ary Jese niteraka an'i Eliaba, lahimatoa, sy Abinadaba, lahiaivo, sy Simea, fahatelo,