1 Chronicles 2:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny anabavin-dry zareo dia i Zeroia sy i Abigaila; telo ny zanakalahin’i Zeroia, dia i Abisay, i Joaba ary i Asahela;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny anabavin’ireo dia i Sarvià sy i Abigaila. Zanak’i Sarvià: i Abisaia, i Jôaba, i Asaela, telo lahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny anabavin’izy fito lahy dia i Tseroià sy i Abigaîla; telo no zanakalahin’i Tseroià: dia i Abisay sy i Jôaba ary i Hasahela.
Malagasy Bible 1865
Zeroba sy Abigaila no anabaviny; ary telo ny zanakalahin'i Zeroia, dia Abisay sy Joaba ary Asahela;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny anabavin-dry zareo dia i Zeroia sy i Abigaila; telo ny zanakalahin’i Zeroia, dia i Abisay, i Joaba ary i Asahela;
malagasy
Zeroba sy Abigaila no anabaviny; ary telo ny zanakalahin'i Zeroia, dia Abisay sy Joaba ary Asahela;