1 Chronicles 2:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary i Abigaila no niteraka an’i Amasa; ary i Jitira ismaelita no rain’i Amasa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Abigaila niteraka an’i Amasà, ary ny rain’i Amasà dia i Jetera, Ismaelita.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Abigaîla no reny niteraka an’i Hamasà, ka i Jetera izay Jismahelita no rainy.
Malagasy Bible 1865
ary Abigaila niteraka an'i Amasa; ary Jitra Isimaelita no rain'i Amasa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary i Abigaila no niteraka an’i Amasa; ary i Jitira ismaelita no rain’i Amasa.
malagasy
ary Abigaila niteraka an'i Amasa; ary Jitra Isimaelita no rain'i Amasa.