1 Chronicles 2:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Kaleba, zanakalahin’i Hezrona, no niteraka tamin’i Azoba vadiny sy tamin’i Jeriota. Ireto no zanakalahin’i Azoba: I Jasera sy i Sobaba ary i Ardona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Kaleba zanak’i Esrôna, niteraka tamin’i Azobà vadiny, sy tamin’i Jeriôta. Indreto ny zanany lahy naterak’i Azobà taminy: i Jazera, i Sôbata, sy i Ardôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Kaleba, zanakalahin’i Hetsirôna, niteraka tamin’i Hazobà vadiny: dia zanakavavy atao hoe Jerihôta, ary zanakalahy atao hoe Jesera sy Sôbaba ary Ardôna.
Malagasy Bible 1865
Ary Kaleba, zanakalahin'i Hezrona, niteraka tamin'i Azoba vadiny sy tamin'i Jeriota. Izao no zanakalahin'i Azoba: Jasera sy Sobaba ary Ardona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Kaleba, zanakalahin’i Hezrona, no niteraka tamin’i Azoba vadiny sy tamin’i Jeriota. Ireto no zanakalahin’i Azoba: I Jasera sy i Sobaba ary i Ardona.
malagasy
Ary Kaleba, zanakalahin'i Hezrona, niteraka tamin'i Azoba vadiny sy tamin'i Jeriota. Izao no zanakalahin'i Azoba: Jasera sy Sobaba ary Ardona.