1 Chronicles 2:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony maty i Azoba dia i Efrata no nalain’i Kaleba ho vadiny, ary niteraka an’i Hora taminy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary maty i Azobà, ka naka an’i Efratà ho vady i Kaleba; io no niterahany an’i Hora.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa maty i Hazobà, dia i Efrata no nalain’i Kaleba ho vadiny; ary io no niterahany an’i Hora.
Malagasy Bible 1865
Ary nony maty Azoba, dia Efrata no nalain'i Kaleba ho vadiny, ary izy niteraka an'i Hora taminy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony maty i Azoba dia i Efrata no nalain’i Kaleba ho vadiny, ary niteraka an’i Hora taminy izy.
malagasy
Ary nony maty Azoba, dia Efrata no nalain'i Kaleba ho vadiny, ary izy niteraka an'i Hora taminy;