1 Chronicles 2:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary i Segoba no niteraka an’i Jaira, izay nanana tanàna madinika telo amby roapolo tany amin’ny tany Gileada.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Segoba niteraka an’i Jaira, izay nanana tanàna 23 tany amin’ny tany Galaada.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Segoba no ray niteraka an’i Jaîro izay nanana tanàna telo amby roapolo tao amin’ny tanin’i Gilehada.
Malagasy Bible 1865
ary Segoba niteraka an'i Jaira, izay nanana tanàna madinika telo amby roa-polo tany amin'ny tany Gileada.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary i Segoba no niteraka an’i Jaira, izay nanana tanàna madinika telo amby roapolo tany amin’ny tany Gileada.
malagasy
ary Segoba niteraka an'i Jaira, izay nanana tanàna madinika telo amby roa-polo tany amin'ny tany Gileada.