1 Chronicles 2:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nalain’i Gesora sy i Arama tamin’ny Jairita ny tanàna madinika an’i Jaira mbamin’i Kenata sy ny vohitra miankina aminy, dia tanàna enimpolo izany. Ireo rehetra ireo dia an’ny zanak’i Makira, rain’i Gileada.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nalain’ny Gesorianina sy ny Sirianina taminy ny vohitr’i Jaira, sy i Kanata mbamin’ny tanàna momba azy, tanàna enimpolo. Ireo rehetra ireo no zanaka lahin’i Makira, rain’i Galaada.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nalain’ny Gesorita sy ny Sirianina ireo tanànan’i Jaîro miaraka amin’i Kenata renivohitra sy ny tanàna kely manodidina azy; tanàna enimpolo no fitambarany. Ny mponina rehetra tamin’ireo tanàna ireo dia taranak’i Makira, rain’i Gilehada.
Malagasy Bible 1865
Ary nalain'i Gesora sy Arama tamin'ny Jairita ny tanàna madinika an'i Jaira mbamin'i Kenata sy ny zana-bohiny, dia tanàna enim-polo izany. Ireo rehetra ireo no an'ny zanak'i Makira, rain'i Gileada.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary nalain'i Gesora sy Arama tamin'ny Jairita ny tanàna madinika an'i Jaira mbamin'i Kenata sy ny zana-bohiny, dia tanàna enim-polo izany. Ireo rehetra ireo no an'ny zanak'i Makira, rain'i Gileada.