1 Chronicles 2:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony maty tany Kaleba-Efrata i Hezrona dia niteraka an’i Asora, rain’ny any Tekoa, taminy, i Abia vadin’i Hezrona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa maty tany Kaleba-Efrata, i Hesrôna, vao niteraka an’i Ashora rain’i Tekoa, tamin’i Abià vadiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’ny nahafatesan’i Hetsirôna izay nanambady an’i Abià, dia niray tamin’i Efrata indray i Kaleba; ka i Efrata no niterahany an’i Asehora mpanorina an’i Tekôa.
Malagasy Bible 1865
Ary nony maty Hezrona tany Kaleba-efrata, Abia, vadin'i Hezrona, dia niteraka an'i Asora, razamben'ny any Tekoa, taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony maty tany Kaleba-Efrata i Hezrona dia niteraka an’i Asora, rain’ny any Tekoa, taminy, i Abia vadin’i Hezrona.
malagasy
Ary nony maty Hezrona tany Kaleba-efrata, Abia, vadin'i Hezrona, dia niteraka an'i Asora, razamben'ny any Tekoa, taminy.