1 Chronicles 2:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Jeramela, lahimatoan’i Hezrona, dia i Rama, lahimatoa, i Bona, i Orena, i Ozema ary i Ahia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zanaka lahin’i Jerameela lahy matoan’i Hesrôna dia: i Ramà lahy matoany, i Bonà, i Aràna, i Asoma, i Akià.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo zanakalahin’i Jerahimeela, lahimatoan’i Hetsirôna, dia i Rama lahimatoa sy i Bonà mbamin’i Ôrena sy i Ôtsema ary i Ahià.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Jeramela, lahimatoan'i Hezrona, dia Rama, lahimatoa, sy Bona sy Orena sy Ozema ary Ahia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Jeramela, lahimatoan’i Hezrona, dia i Rama, lahimatoa, i Bona, i Orena, i Ozema ary i Ahia.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Jeramela, lahimatoan'i Hezrona, dia Rama, lahimatoa, sy Bona sy Orena sy Ozema ary Ahia.