1 Chronicles 2:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanana vady hafa koa i Jeramela, Atara no anarany; izy no renin’i Onama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanambady hafa koa atao hoe i Atarà, i Jerameela; io no renin’i Onama.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanana vady hafa koa i Jerahimeela, i Hatarà no anarany, ary izy no renin’i Ônama.
Malagasy Bible 1865
Jeramela nanana vady hafa koa atao hoe Atara; izy no renin'i Onama.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanana vady hafa koa i Jeramela, Atara no anarany; izy no renin’i Onama.
malagasy
Jeramela nanana vady hafa koa atao hoe Atara; izy no renin'i Onama.