1 Chronicles 2:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Rama, lahimatoan’i Jeramela, dia i Maza sy i Jamina ary i Ekera.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zanaka lahin-dRama lahimatoan’i Jerameela dia ireto: i Moosa, i Jamina, i Akora.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Rama, lahimatoan’i Jerahimeela, dia i Mahatsa sy i Jamina ary i Hekera.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Rama, lahimatoan'i Jeramela, dia Maza sy Jamina ary Ekera.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Rama, lahimatoan’i Jeramela, dia i Maza sy i Jamina ary i Ekera.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Rama, lahimatoan'i Jeramela, dia Maza sy Jamina ary Ekera.