1 Chronicles 2:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Onama dia i Samay sy i Jada. Ny zanakalahin’i Samay dia i Nadaba sy i Abisora.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zanaka lahin’i Semeià: i Nadaba sy i Abisora.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Ônama dia i Semay sy i Jadà; ny zanakalahin’i Samay kosa dia i Nadaba sy i Abisora.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Onama dia Samay sy Jada. Ary ny zanakalahin'i Samay dia Nadaba sy Abisora.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Onama dia i Samay sy i Jada. Ny zanakalahin’i Samay dia i Nadaba sy i Abisora.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Onama dia Samay sy Jada. Ary ny zanakalahin'i Samay dia Nadaba sy Abisora.