1 Chronicles 2:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny anaran’ny vadin’i Abisora dia i Abihaila; ary niteraka an’i Abana sy i Molida taminy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny anaram-badin’i Abisora dia i Abihaila, ary izy niteraka an’i Ahobàna, sy i Môlida taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny anaran’ny vadin’i Abisora dia i Abihaîla; izy no reny niteraka an’i Ahebàna sy i Môlida.
Malagasy Bible 1865
Ary ny anaran'ny vadin'i Abisora dia Abihaila; ary izy niteraka an'i Abana sy Molida taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny anaran’ny vadin’i Abisora dia i Abihaila; ary niteraka an’i Abana sy i Molida taminy izy.
malagasy
Ary ny anaran'ny vadin'i Abisora dia Abihaila; ary izy niteraka an'i Abana sy Molida taminy.