1 Chronicles 2:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Nadaba dia i Seleda sy i Apaima. Maty momba kosa i Seleda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanakalahin’i Nadaba: i Saleda, sy i Afaima. Maty tsy niteraka i Saleda.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Nadaba dia i Seleda sy i Apaîma; fa maty tsy niteraka i Seleda.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Nadaba dia Saleda sy Apaima; fa maty momba Saleda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Nadaba dia i Seleda sy i Apaima. Maty momba kosa i Seleda.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Nadaba dia Saleda sy Apaima; fa maty momba Saleda.