1 Chronicles 2:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Jada, rahalahin’i Samay, dia i Jetera sy i Jonatana; nefa maty momba i Jetera.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Jadà, rahalahin’i Semeià: i Jetera sy i Jonatàna. Maty tsy niteraka i Jetera.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Jadà, rahalahin’i Samay, dia i Jetera sy i Jônatàna; fa maty tsy niteraka i Jetera.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Jada, rahalahin'i Samay, dia Jatera sy Jonatana; nefa maty momba Jatera.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Jada, rahalahin’i Samay, dia i Jetera sy i Jonatana; nefa maty momba i Jetera.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Jada, rahalahin'i Samay, dia Jatera sy Jonatana; nefa maty momba Jatera.