1 Chronicles 2:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Jonatana dia i Paleta sy i Zazà. Ireo no zanakalahin’i Jeramela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Jonatàna: i Faleta sy i Zizà. Ireo no zanaka lahin’i Jerameela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny zanakalahin’i Jônatàna dia i Peleta sy i Zazà. Ireo avy no taranak’i Jerehimeela.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Jonatana dia Paleta sy Zaza. Ireo no zanakalahin'i Jeramela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Jonatana dia i Paleta sy i Zazà. Ireo no zanakalahin’i Jeramela.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Jonatana dia Paleta sy Zaza. Ireo no zanakalahin'i Jeramela.