1 Chronicles 2:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nanana zanakalahy i Sesana fa vavy avokoa. Nanana mpanompo ejiptiana i Sesana, i Jara no anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nitera-dahy i Sesàna, fa nanan-janaka vavy izy. Nanana ankizy lahy Ejiptianina anankiray izy, atao hoe i Jeraà,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nisy zazalahy ny zanak’i Sesàna fa zazavavy avokoa. I Sesàna kosa nanana mpanompo ejiptianina iray: i Jarehà no anarany.
Malagasy Bible 1865
Ary Sesana tsy nanana zanakalahy, fa vavy avokoa. Ary Sesana nanana mpanompo Egyptiana, Jara no anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nanana zanakalahy i Sesana fa vavy avokoa. Nanana mpanompo ejiptiana i Sesana, i Jara no anarany.
malagasy
Ary Sesana tsy nanana zanakalahy, fa vavy avokoa. Ary Sesana nanana mpanompo Egyptiana, Jara no anarany.