1 Chronicles 2:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nomen’i Sesana ho vadin’i Jara mpanompony ny zanany vavy; ary niteraka an’i Atahy taminy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nomeny ho vadin’io ny zanany vavy, ka niteraka an’i Eteia taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nomen’i Sesàna ho vadin’i Jarehà mpanompony ny zanany vavy anankiray ka niteraka an’i Hatahy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zananivavy nomen'i Sesana ho vadin'i Jara mpanompony; ary izy niteraka an'i Atahy taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nomen’i Sesana ho vadin’i Jara mpanompony ny zanany vavy; ary niteraka an’i Atahy taminy izy.
malagasy
Ary ny zananivavy nomen'i Sesana ho vadin'i Jara mpanompony; ary izy niteraka an'i Atahy taminy.