1 Chronicles 2:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Atahy no niteraka an’i Natana; i Natana no niteraka an’i Zabada;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Eteia niteraka an’i Natàna, i Natàna niteraka an’i Zabada.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Hatahy no ray niteraka an’i Natàna; i Natàna, ray niteraka an’i Zabada;
Malagasy Bible 1865
Ary Atahy niteraka an'i Natana; ary Natana niteraka an'i Zabada;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Atahy no niteraka an’i Natana; i Natana no niteraka an’i Zabada;
malagasy
Ary Atahy niteraka an'i Natana; ary Natana niteraka an'i Zabada;