1 Chronicles 2:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Zabada no niteraka an’i Efilala; i Efilala no niteraka an’i Obeda;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Zabada niteraka an’i Oflàla, i Oflàla niteraka an’i Obeda;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Zabada, ray niteraka an’i Epelala; i Epelala, ray niteraka an’i Hôbeda;
Malagasy Bible 1865
ary Zabada niteraka an'i Efiala; ary Efiala niteraka an'i Obeda;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Zabada no niteraka an’i Efilala; i Efilala no niteraka an’i Obeda;
malagasy
ary Zabada niteraka an'i Efiala; ary Efiala niteraka an'i Obeda;