1 Chronicles 2:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Tamara vinantovaviny no niteraka an’i Fareza sy i Zera taminy. Dimy no zanakalahin’i Joda rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Thamara, vinanto vavin’i Jodà, niteraka an’i Faresa sy i Zarà taminy. Dimy ny lahy rehetra, zanak’i Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Tamàra vinantovavin’i Joda kosa niterahany an’i Peretsa sy i Zera; noho izany, dia dimy ny zanakalahin’i Joda rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary Tamara vinantoni-vavy niteraka an'i Fareza sy Zera taminy. Dimy no zanakalahin'i Joda rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Tamara vinantovaviny no niteraka an’i Fareza sy i Zera taminy. Dimy no zanakalahin’i Joda rehetra.
malagasy
Ary Tamara vinantoni-vavy niteraka an'i Fareza sy Zera taminy. Dimy no zanakalahin'i Joda rehetra.