1 Chronicles 2:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Saloma no niteraka an’i Jekamia; ary i Jekamia no niteraka an’i Elisama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Seloma niteraka an’Ikamiasa ary i Ikamiasa niteraka an’i Elisamà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Saloma, ray niteraka an’i Jekamià; ary i Jekamià no ray niteraka an’i Elisamà.
Malagasy Bible 1865
ary Saloma niteraka an'i Jekamia; ary Jekamia niteraka an'i Elisama.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Saloma no niteraka an’i Jekamia; ary i Jekamia no niteraka an’i Elisama.
malagasy
ary Saloma niteraka an'i Jekamia; ary Jekamia niteraka an'i Elisama.