1 Chronicles 2:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Kaleba, rahalahin’i Jeramela, dia i Mesa, lahimatoa, rain’ny any Zifa, sy ny zanakalahin’i Maresa, rain’ny any Hebrona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Kaleba rahalahin’i Jerameela: i Mesà, lahy matoany, rain’i Zifa, sy ny zanaka lahin’i Maresà, rain’i Hebrôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo zanakalahin’i Kaleba, rahalahin’i Jerahimeela, dia i Mesà, lahimatoa sady rain’i Zifa, ary i Maresa rain’i Hebrôna.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Kaleba, rahalahin'i Jeramela, dia Mesa, lahimatoa, razamben'ny any Zifa, sy ny zanakalahin'i Maresa, razamben'ny any Hebrona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Kaleba, rahalahin’i Jeramela, dia i Mesa, lahimatoa, rain’ny any Zifa, sy ny zanakalahin’i Maresa, rain’ny any Hebrona.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Kaleba, rahalahin'i Jeramela, dia Mesa, lahimatoa, razamben'ny any Zifa, sy ny zanakalahin'i Maresa, razamben'ny any Hebrona.