1 Chronicles 2:43 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Hebrona dia i Kora, i Tapoa, i Rekema ary i Sema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Hebrôna: i Kôre, i Tafoà, i Rekema, ary i Samà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Hebrôna dia i Kora sy i Tapoa ary i Rekema sy i Sema.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Hebrona dia Kora sy Tapoa sy Rakema ary Sema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Hebrona dia i Kora, i Tapoa, i Rekema ary i Sema.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Hebrona dia Kora sy Tapoa sy Rakema ary Sema.