1 Chronicles 2:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Sema no niteraka an’i Rahama, rain’i Jorkeama, i Rekema no niteraka an’i Samay;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Samà niteraka an-dRahama, rain’i Jerkaama; i Rekema niteraka an’i Samaia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Sema no ray niteraka an’i Rahama izay rain’i Jôrkehama. I Rekama no ray niteraka an’i Samay;
Malagasy Bible 1865
Ary Sema niteraka an'i Rahama, rain'i Jorkeama, ary Rakema niteraka an'i Samay;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Sema no niteraka an’i Rahama, rain’i Jorkeama, i Rekema no niteraka an’i Samay;
malagasy
Ary Sema niteraka an'i Rahama, rain'i Jorkeama, ary Rakema niteraka an'i Samay;