1 Chronicles 2:45 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny zanakalahin’i Samay dia i Maona; i Maona no rain’ny any Bety-Zora;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Samaia: i Maona, ary i Maona no rain’i Betsora.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny zanakalahin’i Samay dia i Mahôna; ary i Mahôna no mpanorina an’i Bety-Tsoro.
Malagasy Bible 1865
ary ny zanakalahin'i Samay dia Maona, ary Maona no razamben'ny any Beti-zora;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny zanakalahin’i Samay dia i Maona; i Maona no rain’ny any Bety-Zora;
malagasy
ary ny zanakalahin'i Samay dia Maona, ary Maona no razamben'ny any Beti-zora;