1 Chronicles 2:46 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary i Efaha, vady tsindranon’i Kaleba, no niteraka an’i Harana sy i Moza ary i Gazeza. Ary i Harana no niteraka an’i Gazeza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Efah vaditsindranon’i Kaleba, niteraka an’i Haràna, i Mosà ary i Gazeza. I Haràna niteraka an’i Gezea.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Hefà, vadikelin’i Kaleba, no reny niteraka an’i Haràna sy i Môtsà ary i Gazeza. I Haràna no ray niteraka an’i Jaheday;
Malagasy Bible 1865
ary Efaha, vaditsindranon'i Kaleba, niteraka an'i Harana sy Moza sy Gazeza; ary Harana niteraka an'i Gazeza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary i Efaha, vady tsindranon’i Kaleba, no niteraka an’i Harana sy i Moza ary i Gazeza. Ary i Harana no niteraka an’i Gazeza.
malagasy
ary Efaha, vaditsindranon'i Kaleba, niteraka an'i Harana sy Moza sy Gazeza; ary Harana niteraka an'i Gazeza.