1 Chronicles 2:49 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niteraka an’i Safa, rain’ny any Madmana, sy i Seva, rain’ny any Makbena sady rain’ny any Gibea koa izy; ary ny zanakavavin’i Kaleba dia i Aksa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola niteraka an’i Saafa rain’i Madmenà, sy i Soe rain’i Makbenà sy rain’i Gabaà koa izy. Ary ny zanaka vavin’i Kaleba dia i Aksà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izy ihany koa no reny niteraka an’i Sahafy mpanorina an’i Madmenà sy niteraka an’i Sevà mpanorina an’i Makbenà sy i Gibehà; ary ny zanakavavin’i Kaleba dia i Haksà.
Malagasy Bible 1865
Izy koa niteraka an'i Safa, razamben'ny any Madmana, sy Seva, razamben'ny any Makbena sady razamben'ny any Gibea; ary ny zanakavavin'i Kaleba dia Aksa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niteraka an’i Safa, rain’ny any Madmana, sy i Seva, rain’ny any Makbena sady rain’ny any Gibea koa izy; ary ny zanakavavin’i Kaleba dia i Aksa.
malagasy
Izy koa niteraka an'i Safa, razamben'ny any Madmana, sy Seva, razamben'ny any Makbena sady razamben'ny any Gibea; ary ny zanakavavin'i Kaleba dia Aksa.