1 Chronicles 2:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Fareza dia i Hezrona sy i Hamola.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Faresa: i Hesrôna, sy i Hamola.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Peretsa dia i Hetsirôna sy i Hamola.
Malagasy Bible 1865
Ny zanakalahin'i Fareza dia Hezrona sy Hamola.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Fareza dia i Hezrona sy i Hamola.
malagasy
Ny zanakalahin'i Fareza dia Hezrona sy Hamola.