1 Chronicles 2:51 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Salma, rain’ny any Betlehema; i Harefa, rain’ny any Bety-Gadera.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Salmà rain’i Betlehema; i Harifa rain’i Betigadera.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Salmà mpanorina an’i Betlehema, ary i Harefa mpanorina an’i Bety-Gedera.
Malagasy Bible 1865
Salma, razamben'ny any Betlehema, Harefa, razamben'ny any Beti-gadera.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Salma, rain’ny any Betlehema; i Harefa, rain’ny any Bety-Gadera.
malagasy
Salma, razamben'ny any Betlehema, Harefa, razamben'ny any Beti-gadera.