1 Chronicles 2:52 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanan-janakalahy i Sobala, rain’ny any Kiriata-Jearima, dia i Haroe sy i Hatsỳ-Hamenokota.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zanaka lahin’i Sobala, rain’i Kariatiarima dia: i Harôe, antsasaky ny Manaktiana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taranak’i Sôbala mpanorina an’i Kiriata-Jeharîma: ny mponina tao Harôe sy ny antsasaky ny Manahetita
Malagasy Bible 1865
Ary Sobala, razamben'ny any Kiriata Zarima, nanan-janakalahy, dia Haroe sy Hatsi-hamenokota
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanan-janakalahy i Sobala, rain’ny any Kiriata-Jearima, dia i Haroe sy i Hatsỳ-Hamenokota.
malagasy
Ary Sobala, razamben'ny any Kiriata Zarima, nanan-janakalahy, dia Haroe sy Hatsi-hamenokota