1 Chronicles 2:53 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fokon’i Kiriata-Jearima dia ny Jitirila, ny Potita, ny Somatita ary ny Misraita; avy tamin’ireo no niavian’ny Zoraìta sy ny Estaolita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fokon’i Kariatiarima dia: ny Jetreanina, ny Afoteanina, ny Semateanina ary ny Masereanina. Avy amin’izy ireo no niavian’ny Sareanina sy ny Estaôlianina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary ireo tarika tao Kiriata-Jeharîma, dia ny Jitrita sy ny Potita mbamin’ny Somatita sy ny Misrahita; avy tamin’ireo tarika ireo no nipoiran’ny Tsôrehatita sy ny Estaolita.
Malagasy Bible 1865
ary ny fokon'i Kiriata-Jearima koa, dia ny Jitrita sy ny Potita sy ny Somatita ary ny Misraita; avy tamin'ireo no nihavian'ny Zoraita sy ny Estaolita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fokon’i Kiriata-Jearima dia ny Jitirila, ny Potita, ny Somatita ary ny Misraita; avy tamin’ireo no niavian’ny Zoraìta sy ny Estaolita.
malagasy
ary ny fokon'i Kiriata-Jearima koa, dia ny Jitrita sy ny Potita sy ny Somatita ary ny Misraita; avy tamin'ireo no nihavian'ny Zoraita sy ny Estaolita.