1 Chronicles 2:54 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Salma dia i Betlehema, ny Netofatita, i Atarota-Bety-Joaba, i Hatsỳ-Hamanatita, ny Zoraìta
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Salmà: i Betlehema sy ny Netofatianina, i Atarôta-Bety-Jôaba, ny antsasaky ny Manaktiana, ny Sareanina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taranak’i Salmà: ny mponina tao Betlehema, ny Netôfatita, ny mponina tao Hatarôta-Bety-Jôaba, ny antsasaky ny Manahetîta, ny Tsôrehita,
Malagasy Bible 1865
Ny zanakalahin'i Salma dia Betlehema sy ny Netofatita sy Atrota-beti-joaba ary Hatsi-hamanatita sy ny Zoraita
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Salma dia i Betlehema, ny Netofatita, i Atarota-Bety-Joaba, i Hatsỳ-Hamanatita, ny Zoraìta
malagasy
Ny zanakalahin'i Salma dia Betlehema sy ny Netofatita sy Atrota-beti-joaba ary Hatsi-hamanatita sy ny Zoraitaary ny fokon'ny mpanoratra izay nonina tany Jabeza, dia ny Tiratita sy ny Simeatita ary ny Sokatita. Ireo no Kenita avy tamin'i Hamata, rain'ny taranak'i Rekaba.
Recommended Reading