1 Chronicles 2:55 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny fokon’ny mpanoratra izay nonina tany Jabeza, dia ny Tiratita sy ny Simeatita ary ny Sokatita. Ireo no Kenita avy tamin’i Hamata, rain’ny taranak’i Rekaba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mbamin’ny fokon’ny mpanoratra monina any Jabesa, dia ny Tiratianina, ny Skomatianina, ary ny Sokatianina. Ireo no Kineanina avy amin’i Hamata, rain’ny fianakavian’i Rekaba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary ireo tarika mpanoratra nonina tao Jahebetsy, dia ny Tirehatita sy ny Simehatita mbamin’ny Sokatita. Ireo tarika mpanoratra ireo no Kenita nipoitra avy tamin’i Hamata izay razamben’ny fianakaviana Rekabita.
Malagasy Bible 1865
ary ny fokon'ny mpanoratra izay nonina tany Jabeza, dia ny Tiratita sy ny Simeatita ary ny Sokatita. Ireo no Kenita avy tamin'i Hamata, rain'ny taranak'i Rekaba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny fokon’ny mpanoratra izay nonina tany Jabeza, dia ny Tiratita sy ny Simeatita ary ny Sokatita. Ireo no Kenita avy tamin’i Hamata, rain’ny taranak’i Rekaba.
malagasy
ary ny fokon'ny mpanoratra izay nonina tany Jabeza, dia ny Tiratita sy ny Simeatita ary ny Sokatita. Ireo no Kenita avy tamin'i Hamata, rain'ny taranak'i Rekaba.