1 Chronicles 2:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Zera dia i Zimry, i Etana, i Hemana, i Kalkola ary i Dara; dimy lahy no isany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Zarà: i Zamrì, i Etàna, i Emàna, i Kalkala, ary i Darà: dimy lahy izy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Zera dia i Zimrỳ sy i Etàna, i Hemàna sy i Kalkôla ary i Darà: dimy izy rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Zera dia Zimry sy Etana sy Hemana sy Kalkola ary Dara; dimy lahy no isany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Zera dia i Zimry, i Etana, i Hemana, i Kalkola ary i Dara; dimy lahy no isany.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Zera dia Zimry sy Etana sy Hemana sy Kalkola ary Dara; dimy lahy no isany.