1 Chronicles 2:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Karmy dia i Akara, izay nampidi-doza ny Israely tamin’ny nandikany ny didy ny amin’ny zavatra voaozona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Karmì: i Akara izay nanahirana an’i Israely, tamin’ny fahadisoany momba ny zavatra natao anatema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Karmỳ dia i Hakàna izay nampidi-doza an’i Israely tamin’ny nandikàny ny didy momba ny zavatra natokana ho an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Karmy dia Akara, izay nampidi-doza tamin'ny Isiraely, dia ilay nandika ny didy ny amin'ny zavatra voaozona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Karmy dia i Akara, izay nampidi-doza ny Israely tamin’ny nandikany ny didy ny amin’ny zavatra voaozona.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Karmy dia Akara, izay nampidi-doza tamin'ny Isiraely, dia ilay nandika ny didy ny amin'ny zavatra voaozona.[Heb; natao herema]