1 Chronicles 2:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Etana dia i Azaria.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Etana: i Azariasa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Etàna dia i Hazarià.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Etana dia Azaria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Etana dia i Azaria.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Etana dia Azaria.